
Vita soa aman-tsara ny Fiarahaban-taonan'ny Faritra izay natao tao @ SELECT Hotel. Nahafinaritra satria samy nanao akanjo MAINTY sy MENA daholo ny rehetra. Sady nofaranana tamin'ny fihinana Katsaka au Coco sy ny Karaoke Party ny lanonana.
Saika hadino, lany ho Miss Faritra-3 tamin'io fotoana io i Mireille (Tsiloko Mailaka) fa tsy apetratsika ato ny sarin'izy 3 mirahalahy nirotsaka Miss.
Mankasitraka sy mankatelina eeee !
Tadidio ireto fotoanantsika manaraka ireto :
- Sport Mini-foot Faritany ho an'ny Sampana Mavo ( ny avy ao @ 267e Ankazomanga no Champion ho an'ny Faritra-3 izay hisolotena antsika) ... Amin'ny manaraka no apetrakay ato ny sary sy ny vokatra momba ny Lalao mini foot faritra-3
- Final Basket Faritra ho an'ny Sampana Maitso, izay atao amin'ny 8 Mars
- Formation LS ho an'ny Sampana Maitso ny 15-16 Mars
- Lasi-paritany Sampana Mena ny 7-9 Mars.
- Camp de Formation (Fanomanana sy Fanaterana) ny 25-30 Mars ( alefa manaraka eo ny andinindiny )
Zay aloha fa amin'ny manaraka indray ! Sady rahariva isika mety mbola hihaona any EEM Ambohimamory amin'ny famaranana ny faha-100 taona ny Skotisma (androany 22 Fev 2008 io daty io an !)
3 commentaires:
Soa ny fiarahana tao e! misaotra ny filoha fa ambiance be! dia mirary ny andiany avy ao Ankazomanga hitondra avo ny faritra faha-III.
Mahafinaritra be ny mijery ny sarinareo! dommage kely bilitiny le izy nefa mba te ahita tsara anareo zay :-(
Miss? mireille (tsiloko mailaka)? ahan...mmm...mici le 29 an
milay fa tohizo eee
de aôna ko eeeee!!! inn nno ndray malaza @faritra faha-III ????
Enregistrer un commentaire